|
|
|
|

Entry (1/2)1  fandaingana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy filazana ny marina mba hamitahana olona: Zava-dratsy ny fandaingana fa hoy ny Ntaolo: Aleo mifanena amin' ny mpamosavy toy izay mifanena amin' ny mpandainga
Fahadisoan' ny mizana izay mahatonga azy hilaza lanja ratsy: Tsy anerany izany fandaingan' ity mizananao
Root  4  lainga

Entry (2/2)5  fandaingana
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Ilay lempona kely eo amin' ny takolaka ambanimbany izay hita miseho tsara rehefa mitsiky
Explanations in English  8  [1.2] A dimple on the face, a dimple in the cheeks when laughing.
Explanations in French  9  [1.3#145] petit enfoncement sur la joue, fossette
Examples  10  [2.357#] Mahafatifaty avokoa ny eny aminy, na ny fitopin' ny masony mibaliaka, na ny fiampokampoky ny volony matevina, na ny fihifitrifitry ny fandaingana eo amin' ny takolany, na ny filantolanton' ny tanany.
11  [2.529#] Na ny mpampianatra ahy, na ny mpiara-monina amiko, indrindra ireo niray ankohonana tamiko, dia tsy nisy nahatahiry hatezerana tamiko, raha vao mahita ny fandaingana teo amin' ny takolako sy ny fisahondrahondran' ny voloko misaritaka.
Vocabulary  12  Biology
Root  13  lainga

Anagrams  14  fandaingana, fidanganana

Updated on 2025/01/21