Entry | 1 fandaharana |
Root | 2 lahatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fametrahana olona na zavatra mahitsy tomandavana: ianao no mikarakara ny fandaharana ny mpianatra 5 Fandaminana: Aorian' ny fiarahabana dia fanolorana ny saotra no hataontsika, araka ny fandaharana 6 Fanaovana kabary na lahateny: Tsy azoazoko ny fandaharan-dRangahy io teny fa toa ny efa voalaza ihany no averimberiny [1.1] 7 fandaminana atao mba hampizotra tsara ny fanatanterahana raharaha iray [1.13] |
Explanations in English |
8 the act of arranging or lining up; the delivery of a speech; the setting of type; a list; a program [1.7] |
Explanations in French |
9 programme [1.8, 1.13] 10 action d'arranger, de mettre en ligne action de donner un discours; action de composer en imprimerie; liste [1.8] 11 rangement [1.13] |
Examples |
12 Ary izao no fandaharana natao tamin'izany. [2.59#] 13 Aoka hohazavaina kely izany fandaharana izany. [1.357#] 14 Izahay tsy mba manana na teny finoana na fandaharana asa iombonana. [1.369#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/09/04 |