|
|
|
|

Entry1  fanazavana
Root  2  zava
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanovana izay hampahazava: Ampio labozia iray fa tsy ampy ny fanazavana itỳ efitra itỳ izany
Filazalazana misimisy kokoa mba hahazoana zavatra iray: Omeo fanazovana kely aho hoe momba io raharaha io
Fivoasana, famoaboasan, filazana heviteny: Misy sarotra iheny indraindray ny fanazavana hain-teny
Explanations in English  5  [1.7] the act of illuminating; an explanation
Explanations in French  6  [1.3#870, 1.8] action d'illuminer, d'éclairer
7  [1.3#870] L’action de bien expliquer, de rendre distinct, le moyen, la cause
8  [1.13, 1.8] explication
Examples  9  [1.38#376] Fanazavana ny amin' ny fiovan' ny diany.
10  [2.356#] Nanohy ny fanazavana ihany ireto namako.
11  [2.117#] Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao.
12  [2.472#194] Tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana.
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Compound words 

Updated on 2024/12/11