|
|
|
|

Entry1  fanatseforana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanapoahana vanja amin' olona; fandefasana rivotra na rano ao anaty zavatra ka mipoaka ny fivoahan' izany rivotra na rano izany
Root  4  tsefotra

Updated on 2024/12/11