|
|
|
|

Entry1  fanatsatsoana
Root  2  tsatso
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fampihenana tsiro; fanampohan-drano; fandefena; fanaratsiana: Henoko ihany ny fanatsatsoanareo ny zavatra vitanay [1.1]
Explanations in French  5  L’action de rendre fade, de falsifier, de ne pas tenir compte des paroles qu'on entend, le motif [1.3#756]

Updated on 2023/01/07