Entry | 1 fanatona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba fanakaikezana Azo hatonina, azo akekezina: Tsy fanatona ny biby masiaka |
Explanations in French |
4 [1.3#225] Manière de s’approcher, celui dont on s’approche |
Examples |
5 [2.928#] Tena haingana fanatona ka tokony hiomana amin' izay. |
Root | 6 hatona |
Anagrams | 7 fanatona, fanotana, nafotana, tafonana, tonafana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |