|
|
|
|

Entry1  fanasoavana
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  [1.7] the doing of good to people
Explanations in French  4  [1.8] bonnes oeuvres
Examples  5  [1.342] fa ny firenena no manarakaraka an' Andriamanitra amin' ny fiahiana sy ny fanasoavana ny olombelona.
6  [2.356] Dia manana io toerana fanasoavana io ny FFPM ary nofidina Max Rafransoa Mpitandrina ho Tale hitantana voalohany ny Foibe, ary ny tenako ho Filohan' ny Filan-kevi-pitondran' ilay Foibe.
Root  7  soa
Compound words 

Anagrams  9  fanasavoana, fanasoavana

Updated on 2025/01/21