|
|
|
|

Entry1  fanasitiliana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampanjariana ho rano, amin' ny alalan' ny lalambika, ny etona avy amin' ny zavatra tenehina, ka anaovana ranomanitra na ireo karazan-toaka mahery (lalikera) samihafa
Root  4  sitily

Updated on 2024/12/11