Entry | 1 fanaporofoana |
Root | 2 porofo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanamarinana: Maivana ny fanaporofoanao ny lazainao [1.1] |
Explanations in French |
5 l'action de prouver, la preuve [1.3#493] 6 démonstration [1.13] |
Examples |
7 Natao ho fanaporofoana ny fahamarinana ananan' ny mpiteny, noho izany, ny fisotroana tangena sy ozona izay teneniny. [1.519#] 8 Ireo fanapahan-kevitra noraisina faramparany izao^2 dia mirona amin' ny fanaporofoana fa ny fitondram-panjakana dia nisafidy ny nifanarahana antsoina hoe "agrobusiness" [4.27#] |
Updated on 2023/01/07 |