|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanao
Root  2  tao
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manao: Izao no fanao mofo ramanonaka
5  Fomba arahina mahazatra: Samy manana ny fanaony ny firenena rehetra
6  Azo atao: Tsy fanao akanjo ny taratasy [1.1]
Explanations in English  7  Usual mode of doing anything, a custom. [1.2]
Explanations in French  8  ce qu'on peut faire, les usages, les coutumes, manière de faire [1.3]
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word fanao

Entry (2/2)12  fanao
Part of speech  13  noun
Explanations in French  14  Piptadenia sp. (Fabaceae). Bois brun, très dur, dont l'intérêt fut souligné par Jean Laborde (voir fano). [Merina] [1.196]
Vocabulary  15  Botany
Scientific name 

Anagrams  17  afano, afona, fanao, fanoa, fanoa-, foana, ofana

Updated on 2023/09/09