|
|
|
|

Entry1  fanantonana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanakiraviravezana, fanakirazorazoana
Explanations in French  4  [1.3#215] L’action de suspendre, ce qui sert à suspendre
Examples  5  [2.508#] ary ho an' ny rehetra, dia nisy Tranobe iombonana natao hoe Tranobe fanantonana Amponga, satria tao no nahantona ny amponga fively rehefa antsoina hivory ny olona rehetra.
Root  6  hantona

Anagrams  7  fanantanona, fanantonana

Updated on 2025/01/21