Entry | 1 fanantitranterana |
Root | 2 antitrantitra |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 ny fampahatsiavana sy fanantitranterana teo amin' ny kabary ny loloham-binanto sy ny asa ataony ho an' ny fianakavian' ny rafozany. [2.436#] 5 Ny tsy nitovizany kosa dia ny famerenana ny fadin-tseranana ho fomba fanao indray sy ny fanantitranterana fa ny vahiny avy any andafin' ny ranomasina dia tsy maintsy manaraka ny "laloan' ny tany. [2.366#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |