|
|
|
|

Entry1  fanamboarana
Root  2  voatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanomezana endrika: Mila fanamboarana kely ity sary itỳ
5  Fanomanana, fikarakarana: Iza no hiandraikitra ny fanamboarana ny efitra hampidirana ny mpanambady?
6  Fandrindrana, fandaminana: Ho sarotra ihany ny fanamboarana ny fanambadian' ireto tanora ireto [1.1]
7  fanomezana bika zavatra iray
8  fanamboarana ara-ivondanja: fampiharana miako mitahiry ivondanja
9  fanamboarana ho mira mpanondro: fanovàna ampaha ho mira mpanondro
10  fanamboarana ny tambatra: fanehoana ny tambatra amin'ny tomba hafa [1.13]
Explanations in English  11  the act of arranging, preparing, or repairing [1.7]
Explanations in French  12  l'action d'arranger, de préparer, de réparer; l'instrument, la cause [1.3]
13  action de préparer, d'arranger, de réparer [1.8]
14  fabrication, usinage, transformation, façonnage
15  fanamboarana ara-ivondanja: transformation barycentrique
16  fanamboarana ho mira mpanondro: réduction des fractions au même dénominateur
17  fanamboarana ny governemanta: remaniement du gouvernement
18  fanamboarana ny simba: réparation
19  fanamboarana ny tambatra: transformation de la somme
20  fanamboarana vola baoritra: confection de monnaies et de billets factices [1.13]
Examples  21  Samy nanao izay ho vitany tamin' ny fanarenana na fanamboarana ny tranony ny olona. [2.472]
Vocabulary  22  Mathematics

Updated on 2023/01/20