Entry (1/3) | 1 fanambarana |
Root | 2 ambara |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy 5 Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy [1.1] |
Explanations in English |
6 revelation, disclosure [1.7] |
Explanations in French |
7 révélation, action de manifester [1.8] |
Compound words |
|
Titles |
|
Entry (2/3) | 11 fanambarana |
Root | 12 tambatra |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto [1.1] |
Entry (3/3) | 15 Fanambaràna |
Part of speech | 16 name (biblical book) |
Explanations in English |
17 Revelation: one of the books of the Bible [2.996] |
Explanations in French |
18 Apocalypse: un des livres de la Bible [2.996] |
Vocabulary |
19 Holy Scriptures |
Synonyms | 20 apokalypsy, apokalypsy |
Updated on 2023/01/20 |