|
|
|
|

Entry1  fanambara
Root  2  ambara
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manambara
5  Azo ambara: Tsy fanambara ny vaovao toy ireny [1.1]
Explanations in French  6  La chose dite, la manière de révéler [1.3#26]
Examples  7  Miainga amin' izay rehetra voalaza teo izay, dia angatahin' ny ankolafiny manao sonia an' ity fanambara ity mba : Haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala; [4.27#]

Updated on 2023/01/07