Entry (1/2) | 1 fanalana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra |
Explanations in English |
4 [1.2] [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. 5 [1.7] the act of removing |
Explanations in French |
6 [1.8] action de prendre, d'ôter |
Examples |
7 [2.245#] Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra. |
Root | 8 ala |
Synonyms | 9 fanala |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 19 fanalana |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo |
Explanations in French |
22 [1.13] soustraction |
Vocabulary |
23 Mathematics: arithmetic |
Root | 24 ala |
Synonyms | 25 fangalana |
Proverbs | 26 Proverbs containing the word fanalana |
Anagrams | 27 falanana, fanalana, nalafana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |