Entry | 1 fanalampiery |
Elementary words | 2 fanala, fiery |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery [1.1] |
Vocabulary |
5 Game |
Synonyms | 6 alam-piery, fangalam-piery |
Updated on 2023/12/20 |