|
|
|
|

Entry1  fanalalahana
Root  2  lalaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanabeazana sakana, velarana: Tery ny lalana mankany aminay ha voatery nikarahara ny fanalalahana azy ny fokontany
5  Fanalehibeazana, fanitarana: Mihevitra ny fanalalahana ny tranony Rakotofa mitombo mitombo ihany ny zanany
6  Fanasiana elanelana: Asio fanalalahana ireto dabilio ireto fa tsy miss, handehanana
7  Fanaketrahana: Tsy tokony hisy fanalalahana mihitsy ny fitsipiky ny Fikambanantsika sao tafiditra mora ao ny olona tsy dia manao ahoana [1.1]
Compound words 

Updated on 2023/01/05