|
|
|
|

Entry1  fanakorontanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanimbana ny filaminana, fampisafotofotoana, fampitabatabana
Explanations in French  4  [1.3#359, 1.13] la perturbation
5  [1.3#359] la révolution
Examples  6  [2.245#] samy niharan' ny fanakorontanana koa manko.
7  [4.27#] Ekena mialoha anefa fa tsy fanakorontanana ny filaminam-bahoaka araka izay voalazan' ilay didim-pitondrana izany.
Root  8  korontana

Updated on 2024/12/11