Entry | fanakady (kady) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina manakady, mameraka kady (hazo atsangana manambara fa efa misy tompony ilay tany ijoroany na matetika koa enti-miaro ilay tany) [1.1] | |
Explanations in French | Ce qui mérite d'être protégé, manière de protéger [1.3] | |
Updated on 2023/01/20 |