|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Anarana ilazana ireo zavatra ilaina na ampiasaina fomban' ny tokantrano, toy ny seza, farafara... [1.1]
Explanations in English  4  the furniture of a house, the contents of a box, a vase, a school, etc.; not used in speaking of money, however. [1.2]5  furniture and household furnishings [1.7]
Explanations in French  6  les meubles et ustensiles d'une maison [1.3]7  ameublement [1.8]
Examples  8  Efitra iray amin' irony trano mihaja ankehitriny irony, voaravaky ny fanaka sarobidy no nifanandrinan' ny tanora roa nonenan' ny bika sy ny tarehy, izay tsy ambany vidy noho ny fanaka nanotrona azy. [2.529]
Compound words 

Entry (2/2)10  fanakà (ak)
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Fomba entina manakà na mody tsy mahalala, manantsafa, mananihany [1.1]

Anagrams  13  ankafa, fakana, fanaka, fanakà, kafana, ankafa, fakana, fanaka, fanakà, kafana

Updated on 2023/08/11