|
|
|
|

Entry1  fanafohezana
Root  2  fohy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanaovana ho fohy: Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana
5  Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy [1.1]
Explanations in French  6  abréviation, raccourcissement [1.13]
Compound words 

Updated on 2023/01/20