|
|
|
|

Entry1  fanadihadiana
Root  2  hadihady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.62] famakafakana sy famotopotorana lalina hahalalana ny antony sy ny marina: Natao tamin' ny antsipiriany mihitsy ny fanadihadiana
Explanations in French  5  [1.3#202] information, action de scruter
6  [1.13] enquête
Examples  7  [2.436#] sady mpanoratra izy no mpanao fikarohana sy fanadihadiana.
8  [2.117#] Ny fanadihadiana sy ny fikarohana no mety hahafantarana azy ireny.
Compound words 

Updated on 2024/12/11