Entry | 1 fanadala |
Root | 2 adala |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 fomba entina manadala, milalao olona 5 fandrebireby, fanao kilalao: ataon' ny olona fanadala ny zanakao noho izy tantra ioatra 6 azo adalaina: tsy mba fanadala ny zokiolona, rankizy [1.1] |
Explanations in French |
7 Qu'on trompe, qu'on importune, manière de duper, d'embarrasser [1.3] |
Updated on 2023/01/20 |