|
|
|
|

Entry1  fampivondronana
Root  2  vondrona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [2.508#]
Examples  5  [2.508#] Nifamatotra tamin' ny velirano ny Mpanjaka sy ny Mpanolotsainy ary ny vahoaka, ka ny Mpanjaka tsy hivadika amin' ny adidy fampivondronana sy fampihavanana;
6  [1.369#] Efa noresahintsika ny atao amin' izao fotoana izao dia ny fampifangaroana, ny fanaparitahana sy ny fampivondronana ny fianakaviana any amin' ny site natokantokana.

Updated on 2024/12/11