Entry | 1 fampivoarana |
Root | 2 voatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fampandrosoana sy fanatsarana ny lafim-piainana rehetra [1.13.mg#49] |
Explanations in French |
5 développement [1.13.fr#49] |
Examples |
6 Nahery vaika va izany fanoherana ny fampivoarana ny vahoaka izany? [2.366#] 7 Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. [1.320#] |
Vocabulary |
8 Economy: finances, management |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/29 |