|
|
|
|

Entry1  fampitoviana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.13] fandraisana ho mitovy sata
Explanations in French  4  [1.13] assimilation
Examples  5  [2.366#] Manampy izany ny fampitoviana torosy
6  [2.606#] famolahana azy, miampy ny fampitoviana ny olona miaina ao amin'ny rafitra vaovao.
7  [1.316#] Dia lasa ny fampitoviana ka raha mifanahin' alika ny olona dia lazaina ho mampahiviivy.
Root  8  tovy
Compound words 

Updated on 2024/12/11