|
|
|
|

Entry1  fampisehoana
Root  2  seho
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.13] présentation, représentation
Examples  5  [2.245] Izany hoe: izao ity, satria tahatahaka izao no fampisehoana azy.
6  [2.332] Sambatra Rakotobe nahita izany fampisehoana mahafinaritra izany.
Compound words 
Titles  8  Kabary amin' ny fampisehoan-dambamena ho entin' ny maty (Rasamuel Maurice)

Updated on 2024/12/11