|
|
|
|

Entry1  fampijaliana
Root  2  jaly
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  oppression [1.470]
Explanations in French  5  oppression [1.470]
6  action de faire souffrir, de faire attendre [1.5]
Examples  7  Teo ireo zavatra rehetra natao teo an-toerana, ny fisamborana, ny fampijaliana, ny famonoana. [2.472]
8  Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana. [2.5]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :

Updated on 2024/02/17