|
|
|
|

Entry1  fampiadiana
Root  2  ady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1#22]
5  [2.445#]
Examples  6  [2.445#] Ary ny fanorona mbamin' ny fampiadiana ravina teo amin' ny lalao sy ny fialam-boly.
7  [2.643#] Taorian' ny fandaminana ny ho soritr' asan' ny ampitso dia naroso indray ny tafasiry sy ny fampiadiana karajia.
8  [2.606#] Eo koa ny fampiadiana rima ny faran'ny andalana roa na telo misesy, ka ny vanim-peo farany na ny roa farany no ampitoviana amin' izany.
Compound words 

Updated on 2024/12/11