|
|
|
|

Entry (1/2)1  famokarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihadiana: Amin' ny mitsidika andro ny famokarana ny razana
Famohazana, famelomana indray: Tsy ilaina ny famokarana ny lasa
Explanations in English  4  [1.7] exhumation of the dead
Explanations in French  5  [1.8] exhumation d'un cadavre
Root  6  fokatra

Entry (2/2)7  famokarana
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Fanomezana, fampitomboana vokatra, famoazana
Explanations in English  10  [1.7] industrial or agricultural production
Explanations in French  11  [1.8] production agricole ou industrielle
12  [1.13] production
Examples  13  [2.424#] Ahoana ny fomba fitsinjarana ny tany famokarana?
14  [2.606#] Ny fomba famokarana kapitalista mantsy, dia mitaky fomba fiasa henjana sy fomba fisaina hentitra.
Root  15  vokatra
Compound words 

Anagrams  21  famaranako, famokarana, namafarako, ramanakofa

Updated on 2025/01/21