Entry | 1 famoizam-po |
Elementary words | 2 famoizana, fo |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in English |
4 despair [1.7] |
Explanations in French |
5 désespoir [1.8] |
Examples |
6 Ny fanantenan-dRandrianaivo, izay vao nivelatra sy namirapiratra vao tsy ampy herinandro, dia nosaronan'ny famoizampo tamin'io takariva io [2.324#] |
Vocabulary |
7 Emotions |
Updated on 2023/12/08 |