|
|
|
|

Entry (1/3)1  famoasana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..)
Explanations in English  4  [1.7] the act of peeling
Explanations in French  5  [1.3#846] l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif
6  [1.8] action d'éplucher, de dépouiller
Examples  7  [2.472#17] Mbola eo anefa ny fanidiana ny akoho amam-borona, ny fampidirana am-bala ny ombin-tsarety roa lahy, ny fahandroan-kanina, ny famoasana voanongo hatao jiro, izay efa nanana ny anjara asa fanaony avy izy rehetra tamin' izany.
Root  8  vofy
Synonyms  9  fivoasana
Compound words 

Entry (2/3)11  famoasana
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Fanazavana: Famoasana tanin' ny Soratra Masina
Fitsikerana: Famoasana lahatsoratra
Explanations in English  14  [1.7] an explanation or exposition of ideas
Explanations in French  15  [1.3#846] l'action d'expliquer, le moyen, le mofif
16  [1.8] exposition d'une idée
Root  17  vofy> voasana, voavofy, mamofy, mivofy, famofy, fivofy, mpamofy, mpivofy, amoasana, famoasana, ivoasana, fivoasana
Synonyms  18  fivoasana

Entry (3/3)19  famoasana
Part of speech  20  noun
Explanations in French  21  [1.13] chariotage
Vocabulary  22  Technology
Compound words 

Updated on 2024/12/11