|
|
|
|

Entry1  famoahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanalana hiala ny trano, fanesorana: Hanampy ny famoahana ny are tina itỳ fanafody itỳ
Famosahana, fampisehoana voalohany: Famoahana lalàna; famoahana vola vaovao
Fampisehoana, filazana: Famoahana an-gazety
Fandefasana ny zanakavavy hanambady
Explanations in French  4  [1.13] émission, évacuation
Examples  5  [2.332#] Afaka kelikely dia nahodiny ilay famoahana ny gaza.
6  [2.470#] Nisy mpanontany aza ny famoahana sy fampidirana ny biby an-tsaha.
Root  7  voaka
Compound words 

Anagrams  11  anamohafa, famahoana, famaohana, famoahana, hamafanao, mahafoana, mahaofana

Updated on 2025/01/21