Entry | 1 famitsahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika amin' ny toerana iray; fierena tsy mihetsika amin' ny toerana iray; fipetrahana amin' izao, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa |
Explanations in French |
4 [1.3#175] L’action d'aplatir, de tasser, l’instrument, le lieu |
Root | 5 fitsaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |