|
|
|
|

Entry1  famavany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny tonon' ny taolana na zavamaniry [1.1]
4  Faritra ihaonan' ny taolana anankiroa eo amin' ny tena [2.285]
Explanations in English  5  A joint, the articulation of the limbs. [1.2]
Explanations in French  6  Les articulations, les joints, les noeuds des tiges [1.3#141]
Examples  7  Izy no itomboan' ny tena rehetra, izay velomina sy ampiraisina tsara amin' ny famavany sy ny hozatra, araka ny fampitomboan' Andriamanitra. [2.996#]
Vocabulary  8  Biology
9  Botany: (in general)
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word famavany

Updated on 2023/08/19