Entry 1/2 |
famarana
(fatra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitaovana entina mamantatra ny fatran' ny zavatra iray: Maro ny famaran' ny Ntaolo toy ny vata, ny zinga [1.1]
|
Explanations in English | [Rel. s. from mamatra (fatra).] A measure for liquids, or such things as rice, sand, etc. [1.2]
|
| A measure of capacity [1.7]
|
Explanations in French | Mesure de capacité [1.8]
|
Examples |
1 | Nalaminy ny famarana sy ny fandrefesana ary ny lanjan' ny vola.
[2.113]
|
2 | ny hoe kilao tsy mbola namarana vary tamin' ny andron-dRadama fa ny vata no famarana malagasy tamin' izany.
[2.366]
|
|
Compound words |
|
Article |
|
Entry 2/2 |
famarana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
Fanozonana [1.78]
|
|