|
|
|
|

Entry1  faingo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Linguistics
Explanations in Malagasy  4  ( , ) Mari-pijanonan-tsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina: Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy, ny vehivavy tonga daholo rehefa olona tao an-tanàna 5  mampisaraka tapa-pehezanteny mifanohitra na mifampita: Ny basy tsy re lavitra, fa ny teny no re lavitra [1.1]
Explanations in English  6  comma [3.1]
Explanations in French  7  virgule [1.5, 1.13, 1.66]
Compound words 
Tables and plates  10  Punctuation marks

Anagrams  11  faingo, figona

Updated on 2023/09/09