Entry | 1 fahihirana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitsitsiana tafahoatra |
Explanations in French |
4 [1.3#246] l'avarice, la parcimonie |
Examples |
5 [2.996#] Tandremo tsara sao azon' ny fahihirana hianareo, fa ny ain' ny olona tsy miankina amin' ny habetsahan' izay ananany. |
Root | 6 hihitra |
Anagrams | 7 fahihirana, hifaharany |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |