Entry (1/2) | 1 fahenina |
Root | 2 enina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahadimy [1.1] |
Explanations in English |
5 the sixth [1.2] |
Explanations in French |
6 sixème [1.3] |
Examples |
7 Izaho no fahenina ary i Doda no farany. [2.4] 8 Tamin' ny marainan' ny andro fahenina aho vao niditra fitsarana. [2.643] 9 Be ny malahelo tsy mahatakatra fahenina, fa tapa-pahenina no takany, fahatelom-pahenina no takany. [2.298#] |
Other spellings | 10 fahaenina |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word fahenina |
Entry (2/2) | 13 fahenina |
Root | 14 enina |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 six brasses [1.3] |
Vocabulary |
17 Space |
Anagrams | 18 fahenina, fihenana |
Updated on 2023/02/26 |