Entry | fahefana (efa) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fahazoana manao zavatra: Tsy manampahefana hitsara ahy ianao Hery ananana: Loza ny fahefan' ny vola Fahazoana mandidy: Ny fahefan' ny ray Fanjakana, fifehezana: Nisy fotoana nampaneken' ny firenena vitsivitsy ny antsasak' izao tontolo izao teo ambany fahefany [1.1] | ||||
Explanations in English | Power, authority; [1.7] | ||||
Explanations in French | Puissance, autorité [1.8] | ||||
Examples |
| ||||
Morphology |
| ||||
Compound words |
| ||||
Updated on 2023/07/13 |