|
|
|
|

Entry1  fahatokiana
Root  2  toky
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanantenàna lehibe, hasahiana: Mandroso amim-pahatokiana hamely ny fahavalo ny miaramila [1.1]

Anagrams  5  akotifahana, fahatokiana

Updated on 2023/01/20