Entry | 1 fahatezerana |
Root | 2 tezitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fihetseham-po mitroatra tampoka vokatry ny fo sendaotra tsy voatsindry sy ny saina tsy mieritreritra ka tsy afaka intsony handanjalanja izay tokony hatao 5 Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny fahatezerana, hono, hadalana miserana 6 Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1] |
Explanations in English |
7 anger [1.7] |
Explanations in French |
8 la colère [1.3] 9 colère [1.8] |
Examples |
10 fahatezerana sahala amin' ny nanamaivana azy anefa iny. [2.472] 11 dia atao ny hoe fahatezerana ny Kelimalaza avokoa izany rehetra izany. [2.48] |
Vocabulary |
12 Emotions |
Morphology |
|
Synonyms | 15 hatezerana |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word fahatezerana |
Article |
17 Randzavola: fahatezerana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/01/20 |