|
|
|
|

Entry1  fahasondrianana
Root  2  sondriana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Havarianana, harenohana [1.1]
Explanations in French  5  Le ravissement, la distraction [1.3#629]
Examples  6  Ary noho ny fahasondrianana tao tratrela, tamy ny enina no niandohana nipetrahana tao, ka tamy ny sivy famantaranandro vao nody. [2.59#]
Synonyms  7  hasondrianana

Updated on 2023/01/06