|
|
|
|

Entry (1/4)1  fahasivy
Root  2  sivy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny filaharana manaraka ny fahavalo [1.1]
Explanations in French  5  neuvième [1.3]
Examples  6  dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508]
Compound words 

Entry (2/4)8  fahasivy
Root  9  sivy
Part of speech  10  noun
Explanations in French  11  neuf brasses [1.3]

Entry (3/4)12  fahasivy
Root  13  sivy
Part of speech  14  noun
Explanations in French  15  terme de Sikidy [1.3]
Vocabulary  16  Religions, Beliefs

Entry (4/4)17  fahasivy
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  fanahy, avelo [Taimoro] [1.78]
20  lolo, matoatoa [Bara] [1.78]
21  avelo, lolo [Betsileo] [1.1]
Explanations in English  22  the ancestors, or spirits of the ancestors [1.2]
Examples  23  izany no nataony hoe "matoatoa" , "ambiroa" , "fahasivy"; [2.285]

Updated on 2020/07/31