|
|
|
|

Entry1  faharazana
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hatramin' ny andro niainan' ny razana: Fomba nentim-paharazana
Explanations in English  4  [1.2#146] In ancestral times
Explanations in French  5  [1.3#136] du temps des ancĂȘtres
Examples  6  [2.113] Na dia izany aza, dia nilaza ny Govememanta fa tsy hisy hiova na ny satan' ny vahoaka na ny LalĂ na velona mbamin' ny fomba amam-panao malagasy faharazana.
Root  7  razana
Elementary words  8  faha, razana
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Compound words 

Anagrams  13  faharazana, fahazarana, hafa razana

Updated on 2025/01/21