Entry | 1 fahandroana |
Root | 2 handro |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanamasahana amin' ny afo; ny asa atao rehefa mahandro [1.1] 5 fiketrehana, fandokiana [1.13] |
Explanations in French |
6 cuisson [1.13] |
Vocabulary |
7 Economy: food |
Other spellings | 8 fandrahoana |
Anagrams | 9 fahandroana, fandarohana, fandrahoana, fandroahana |
Updated on 2023/01/20 |