|
|
|
|

Entry1  fahamborodamba
Elementary words  2  fahana, voro-damba
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Lamba, izay ny tenany rofia ary ny fahany vorodamba
Examples  5  [2.472#] Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba.
6  [2.470#] Iarovan-tena amin' ny toe-trandro daholo izay rehetra azo atao: sarotro, gony, fahamborodamba, kapaoty tsy lema tonta, tsy ilaina avokoa.

Updated on 2024/12/07