Entry | 1 fahalainana (laina) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy | 4 Tsy fahazotoa-miasa; tsy fahazotoan-komana [1.1] |
Explanations in English | 5 unwillingness, laziness [1.7] |
Explanations in French | 6 paresse, indifférence [1.8] |
Examples |
7 Tsy nisy intsony ny fahalainana hitsangana amin' ny famoham-baravarana isan' alina. [2.470#] 8 fa mandrese ny laina, fa ny fahalainana, no fahavalo mandresy ny raharaha toko ho vita rehetra. [2.59#] |
Synonyms | 9 halainana |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fahalainana |
Anagrams | 12 fahalainana, fahalaniana, fahalianana |
Updated on 2023/10/29 |