|
|
|
|

Entry (1/2)1  fahafito
Root  2  fito
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahenina [1.1]
Explanations in English  5  the seventh [1.2]
Explanations in French  6  septième [1.3]
Examples  7  Nigadona ny fahafito taonako. [2.529]
8  Ny Tono manimanitra no heverina eto fa tokony fahafito. [2.245]
9  dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508]
Vocabulary  10  Mathematics: arithmetic
Compound words 

Entry (2/2)12  fahafito
Root  13  fito
Part of speech  14  noun
Explanations in English  15  seven fathoms. [1.2]
Explanations in French  16  sept brasses [1.3]
Vocabulary  17  Space

Updated on 2023/02/03